<-
->

Gen / Jen 46:18 These are the sons of Zilpah, whom Laban gave to Leah his daughter, and these she bare unto Jacob, even sixteen souls. Ireo no zanak' i Zilpa, izay nomen' i Labana an' i Lea zananivavy, ary ireo no naterany tamin' i Jakoba, dia enina ambin' ny folo izy. Ireo no zanakalahin' i Zelfah, ankizivavy nomen' i Labàna an' i Lià, zanany vavy, ireo no naterany tamin' i Jakoba. Enina ambin' ny folo izy. Tels sont les fils de Zilpa, donnée par Laban à sa fille Léa; elle enfanta ceux-là à Jacob, seize personnes.