<-
->

Gen / Jen 46:26 All the souls that came with Jacob into Egypt, which came out of his loins, besides Jacob' s sons' wives, all the souls were threescore and six; Ny isan' izay rehetra nankany Egypta niaraka tamin' i Jakoba, dia izay naloaky ny kibony, afa-tsy ny vadin' ny zanakalahin' i Jakoba dia enina amby enim-polo. Ny isan' izy rehetra niaraka tamin' i Jakoba nankany Ejipta, afa-tsy ny vadin-janany lahy, fa ny naloaky ny kibony ihany, dia enina amby enim-polo. Toutes les personnes de la famille de Jacob, issues de lui, qui vinrent en Égypte, sans compter les femmes des fils de Jacob, étaient en tout soixante-six.