<-
->

Gen / Jen 46:27 And the sons of Joseph, which were born him in Egypt, were two souls: all the souls of the house of Jacob, which came into Egypt, were threescore and ten. Ary ny zanakalahin' i Josefa, izay naterany tany Egypta, dia roa lahy; ny isan' ny terak' i Jakoba rehetra, izay tonga tany Egypta, dia fito-polo. Ny zanak' i Josefa izay naterany tany Ejipta dia roa lahy. Ary ny tontalin' ny ankohonan' i Jakoba rehetra tonga tany Ejipta dia fito-polo. Les fils de Joseph qui lui naquirent en Égypte étaient au nombre de deux. Total des personnes de la famille de Jacob qui vinrent en Égypte : soixante-dix.