<-
->

Gen / Jen 46:28 And he sent Judah before him unto Joseph, to direct his face unto Goshen; and they came into the land of Goshen. Ary Joda nirahiny nialoha azy hankany amin' i Josefa mba hanoro lalana azy ho any Gosena; dia tonga tany amin' ny tany Gosena izy. Dia nalefan' i Jakoba Jodà, hialoha azy ho any amin' i Josefa, hanomana ny hahatongavany any Gesena. Rahefa tonga tany Gesena Jakoba sy ny ankohonany, Israël envoya Juda en avant vers Joseph pour que celui-ci parût devant lui en Goshèn, et ils arrivèrent à la terre de Goshèn.