<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 47:1 | Then |
Ary Josefa nankao amin' i Farao ka nilaza taminy hoe: Ny raiko sy ny rahalahiko ary ny ondry aman' osiny sy ny ombiny mbamin' izay rehetra ananany dia efa tonga avy tany amin' ny tany Kanana; ka, indreo, ao amin' ny tany Gosena izy. | Dia nankany amin' i Faraona Josefa hilaza izany vaovao izany, ka hoy izy: Tonga avy any amin' ny tany Kanaana ny raiko sy ny rahalahiko mbamin' ny ondriny sy ny ombiny sy izay rehetra ananany; ka indreo izy ao amin' ny tany Gesena. | Donc |