<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 47:11 | And |
Dia namponenin' i Josefa ny rainy sy ny rahalahiny ka nomeny zara-tany tao amin' ny tany Egypta, dia tao amin' ny tany tsara indrindra, tao amin' ny tany Ramesesa, araka izay efa nandidian' i Farao. | Koa nampiorim-ponenana an-drainy sy ny rahalahiny Josefa ka nanome azy zara tany, eo amin' ny tany Ejipta, dia ny tsara indrindra amin' ny tany, ao amin' ny faritanin' i Ramsesa, araka ny teny nomen' i Faraona azy. |