<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 49:30 | In the cave that is in the field of |
ao anatin' ny zohy izay any amin' ny saha Makpela, izay tandrifin' i Mamre, any amin' ny tany Kanana, dia ilay novidin' i Abrahama mbamin' ny saha tamin' i Efrona Hetita ho tany fandevenana. | anatin' ny zohy amin' ny saha Makpelà, tandrifin' i Mambre, any amin' ny tany Kanaana: dia izay novidin' i Abrahama mbamin' ny saha, tamin' i Efrona, Heteana, hananany fasana ho azy. | dans la grotte du champ de |