<-
->

Gen / Jen 8:18 And Noah went forth, and his sons, and his wife, and his sons' wives with him: Dia nivoaka Noa mbamin' ny vadiny aman-janany ary ny vinantonivavy niaraka taminy; Dia nivoaka Noe, izy sy ny zanany sy ny vadiny sy ny vinantovaviny. Noé sortit avec ses fils, sa femme et les femmes de ses fils;