<-
->

2Sm / 2Sam 10:1 And it came to pass after this, that the king of the children of Ammon died, and Hanun his son reigned in his stead. Ary rehefa afaka izany, dia maty ny mpanjakan' ny taranak' i Amona, ka Hanona zanany no nanjaka nandimby azy. Taty aorian' izany, maty ny mpanjakan' ny taranak' i Amona, ka dia Hanona zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Après cela, il advint que le roi des Ammonites mourut et que son fils Hanûn régna à sa place.