<-
->

2Sm / 2Sam 10:15 And when the Syrians saw that they were smitten before Israel, they gathered themselves together. Ary nony hitan' ny Syriana fa resy teo anoloan' ny Isiraely izy, dia nivory izy. Nony hitan' ny Siriana ny nahareseny teo anatrehan' Israely dia nikambana izy ireo. Voyant qu' ils avaient été battus devant Israël, les Araméens concentrèrent leurs forces.