<-
->

2Sm / 2Sam 10:16 And Hadarezer sent, and brought out the Syrians that were beyond the river: and they came to Helam; and Shobach the captain of the host of Hadarezer went before them. Ary Hadadezera naniraka naka ny Syriana izay tany an-dafin' ny Ony; ary dia tonga tany Helama izy; ary Sobaka, komandin' ny miaramilan' i Hadadezera, no nitarika azy. Ary nisy olona nirahin' i Hadarezera haka ny Siriana izay tany an-dafin' ny ony, ka tonga teo Helama izy ireo; ary Sobàka, lehiben' ny tafik' i Hadarezera no nitarika azy. Hadadézer envoya des messagers et mobilisa les Araméens qui sont de l' autre côté du Fleuve. Ceux-ci arrivèrent à Hélam, ayant à leur tête Shobak, le chef de l' armée de Hadadézer.