<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 10:17 | And when it was told |
Ary nony nambara tamin' i Davida izany, dia nampamory ny Isiraely rehetra izy ka lasa nita an' i Jordana, dia tonga tany Helama. Ary nilahatra ny Syriana hiady amin' i Davida, ka dia rafitra ny ady. | Novorin' i Davida Israely rehetra, nony nandre izany izy, ka nita an' i Jordany izy, dia tonga tany Helama. Ary nilahatra hiady amin' i Davida ny Siriana, ka dia izy no nanomboka ny ady taminy. | Cela fut rapporté à |