<-
->

2Sm / 2Sam 10:9 When Joab saw that the front of the battle was against him before and behind, he chose of all the choice men of Israel, and put them in array against the Syrians: Ary rehefa hitan' i Joaba fa teo anoloany sady teo ivohony ny fahavalo, dia nifidy olona tamin' ireo voafantina tamin' ny Isiraely rehetra izy, ka nalahany hiady tamin' ny Syriana. Nony hitan' i Joaba fa samy nisy vava ady teo anoloany sy teo ivohony, dia antokony iray tamin' izay voafantina tamin' Israely no nofidiny hilahatra mifanatrika amin' ny Siriana, Voyant qu' il avait un front de combat à la fois devant et derrière lui, Joab fit choix de toute l'élite d' Israël et la mit en ligne face aux Araméens.