<-
->

2Sm / 2Sam 12:10 Now therefore the sword shall never depart from thine house; because thou hast despised me, and hast taken the wife of Uriah the Hittite to be thy wife. Koa noho izany dia tsy hiala amin' ny taranakao mandrakizay kosa ny sabatra, satria nanamavo Ahy ianao ka naka ny vadin' i Oria Hetita ho vadinao. Koa ankehitriny noho hianao nanamavo ahy, sy naka ny vadin' i Oria Heteana, ho vadinao, dia tsy hiala amin' ny taranakao mandrakizay kosa ny sabatra. Maintenant l'épée ne se détournera plus jamais de ta maison, parce que tu m' as méprisé et que tu as pris la femme d' Urie le Hittite pour qu' elle devienne ta femme.