<-
->

2Sm / 2Sam 12:16 David therefore besought God for the child; and David fasted, and went in, and lay all night upon the earth. Ary nifona tamin' Andriamanitra ho an' ny zaza Davida, dia nifady hanina sady niditra ka nandry tamin' ny tany mandritra ny alina. Nivavaka tamin' Andriamanitra ho an' ny zaza Davida sady nifady hanina; ary niditra izy ka nandry tamin' ny tany nandritra ny alina. David implora Dieu pour l' enfant : il jeûnait strictement, rentrait chez lui et passait la nuit couché sur la terre nue.