<-
->

2Sm / 2Sam 12:27 And Joab sent messengers to David, and said, I have fought against Rabbah, and have taken the city of waters. Ary Joaba naniraka olona tany amin' i Davida nanao hoe: Namely an' i Raba aho ka nahafaka ny tanàna misy rano. Ka naniraka olona tany amin' i Davida Joaba hanao aminy hoe: Nataoko fahirano Rabà, ary efa afako ny tanànan' ny rano. Joab envoya alors des messagers à David pour dire : " J' ai attaqué Rabba, je me suis emparé de la ville des eaux.