<-
->

2Sm / 2Sam 12:5 And David' s anger was greatly kindled against the man; and he said to Nathan, As the Lord liveth, the man that hath done this thing shall surely die: Dia nirehitra mafy ny fahatezeran' i Davida tamin' izany olona izany, ka hoy izy tamin' i Natana: Raha velona koa Jehovah, tsy maintsy hatao maty izay olona nanao izany; Nirehitra fatratra tamin' izany olona izany ny fahatezeran' i Davida, ka hoy izy tamin' i Natàna: Raha velona koa Iaveh dia marina raha tsy mendrika ny hovonoina izay olona manao izany, David entra en grande colère contre cet homme et dit à Natân : " Aussi vrai que Yahvé est vivant, l' homme qui a fait cela est passible de mort!