<-
->

2Sm / 2Sam 13:1 And it came to pass after this, that Absalom the son of David had a fair sister, whose name was Tamar; and Amnon the son of David loved her. Ary nony afaka izany, dia nisy toy izao: Absaloma, zanak' i Davida, nanana anabavy tsara tarehy, Tamara no anarany; ary tia azy Amnona, zanak' i Davida. Taty aorian' izany dia nanana anabavy tsara tarehy kosa Absaloma zanak' i Davida; Tamara no anarany, ary tia azy io Amnona zanak' i Davida. Voici ce qui arriva ensuite. Absalom, fils de David, avait une soeur qui était belle et qui se nommait Tamar, et Amnon, fils de David, s'éprit d' elle.