<-
->

2Sm / 2Sam 13:25 And the king said to Absalom, Nay, my son, let us not all now go, lest we be chargeable unto thee. And he pressed him: howbeit he would not go, but blessed him. Fa hoy ny mpanjaka tamin' i Absaloma: Tsia, anaka, aoka tsy handeha avokoa izahay rehetra, fandrao mahavaky tratra anao. Fa Absaloma nanery azy ihany; nefa tsy nety nandeha izy, fa nitso-drano azy ihany. Fa hoy ny mpanjaka tamin' i Absaloma: Tsia, anaka, tsy handeha daholo izahay fandrao dia mahavaky tratra anao. Nanao ditra ihany izy nefa tsy nandeha ny mpanjaka, fa nitso-drano azy. Le roi répondit à Absalom : " Non, mon fils, il ne faut pas que nous allions tous et te soyons à charge. " Absalom insista, mais il ne voulut pas venir et lui donna congé.