<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 13:28 | Now |
Ary Absaloma nanome teny ny zatovony hoe: Miomàna tsara, fa rehefa faly ny fon' i Amnona azon' ny divay, ka lazaiko aminareo hoe: Asio Amnona, dia ataovy maty izy, fa aza matahotra; tsy izaho va no nanome teny anareo? Matokia, aoka hiseho ho lehilahy mahery ianareo. | Dia nomen' i Absaloma izao didy izao ny mpanompony, nataony hoe: Tandremo fa rahefa falifalin' ny divay ny fon' i Amnona ka hataoko hoe: Asio Amnona! Dia vonoy ho faty izy. Aza matahotra satria tsy iza fa izaho no nandidy anareo izany ka matokia; misehoa ho mahery fo. | et il donna cet ordre aux serviteurs : " Faites attention! Lorsque le coeur d' |