<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 13:29 | And the servants of |
Ary ny zatovon' i Absaloma nanao tamin' i Amnona araka ny teny nomen' i Absaloma azy. Dia nitsangana avokoa ny zanakalahin' ny mpanjaka rehetra, ary samy nitaingina ny ampondrany ka nandositra. | Dia nasian' ny mpanompon' i Absaloma araka ny nandidian' i Absaloma azy Amnona. Ary tafatsangana avokoa ny zanaky ny mpanjaka rehetra, dia samy nitaingina ny moleny avy ka vaky nandositra. | Les serviteurs d' |