<-
->

2Sm / 2Sam 14:20 To fetch about this form of speech hath thy servant Joab done this thing: and my lord is wise, according to the wisdom of an angel of God, to know all things that are in the earth. Ny hampiova tarehy ny raharaha no nanaovan' i Joaba mpanomponao izany zavatra izany; fa hendry tahaka Ilay Anjelin' Andriamanitra tompoko ka mahalala ny zavatra rehetra etý ambonin' ny tany. Ny mba hanarona ny endriky ny raharaha no nanaovan' i Joaba mpanomponao an' izany fa hendry toy ny anjelin' Andriamanitra ny tompoko hahalala ny zavatra rehetra mitranga eto ambonin' ny tany. C' est pour déguiser l' affaire que ton serviteur Joab a agi ainsi, mais Monseigneur a la sagesse de l' Ange de Dieu, il sait tout ce qui se passe sur la terre. "