<-
->

2Sm / 2Sam 14:22 And Joab fell to the ground on his face, and bowed himself, and thanked the king: and Joab said, To day thy servant knoweth that I have found grace in thy sight, my lord, O king, in that the king hath fulfilled the request of his servant. Dia niankohoka tamin' ny tany Joaba ka nitsaoka sy nisaotra ny mpanjaka; ary hoy Joaba: Anio no ahafantaran' ny mpanomponao fa efa mahita fitia eo imasonao aho, ry mpanjaka tompoko, amin' ny nanaovan' ny mpanjaka araka ny nangatahin' ny mpanompony. Lavo niankohoka tamin' ny tany Joaba, dia nisaotra ny mpanjaka, dia hoy Joaba: Fantatry ny mpanomponao anio fa nahita fitia teo imasonao aho, ry mpanjaka tompoko, fa araka ny tenin' ny mpanompony no ataon' ny mpanjaka. Joab tomba la face contre terre, il se prosterna et bénit le roi. Puis Joab dit : " Ton serviteur sait aujourd' hui qu' il a trouvé grâce à tes yeux, Monseigneur le roi, puisque le roi a exécuté la parole de son serviteur. "