<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 14:33 | So |
Ary Joaba nankany amin' ny mpanjaka ka nanambara izany taminy: ary dia nampanalain' ny mpanjaka Absaloma, dia nankao aminy izy ka niondrika tamin' ny tany teo anatrehan' ny mpanjaka; ary dia nanoroka an' i Absaloma ny mpanjaka. | Lasa Joaba nanatona ny mpanjaka sy nitantara taminy izany zavatra izany. Dia nantsoiny Absaloma, dia tonga tao amin' ny mpanjaka izy, ary niankohoka tamin' ny tany teo anatrehan' ny mpanjaka ary nanoroka an' i Absaloma ny mpanjaka. |