<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 15:25 | And the king said unto |
Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Zadoka: Ento miverina ho any an-tanàna ihany ny fiaran' Andriamanitra; fa raha mahita fitia eo imason' i Jehovah aho, dia mbola ho entiny miverina ihany, ka hasehony ahy iny sy ny fitoerany. | Dia hoy ny mpanjaka tamin' i Sadaoka: Ento miverina ao an-tanàna ihany ny fiaran' Andriamanitra. Raha mahita fitia eo imason' ny Tompo aho dia mbola hoentiny miverina sy hataony mahita ny fiara sy ny fonenany ihany. | Le roi dit à |