<-
->

2Sm / 2Sam 16:2 And the king said unto Ziba, What meanest thou by these? And Ziba said, The asses be for the king' s household to ride on; and the bread and summer fruit for the young men to eat; and the wine, that such as be faint in the wilderness may drink. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Ziba: Ahoana no hevitrao amin' ireto? Dia hoy Ziba: Ny boriky dia ho an' ny ankohonan' ny mpanjaka itaingenany; ary ny mofo sy ny voankazo masaka fahavaratra hohanin' ny zatovo; ary ny divay hosotroin' izay reraka any an-efitra. Dia hoy Davida tamin' i Sibà: Hataonao inona avy ireo? Ka hoy ny navalin' i Sibà: Ny ampondra ho an' ny ankohonan' ny mpanjaka, hitaingenany, ny mofo amam-boankazo hihinanan' ny zatovo, ary ny divay hisotroan' izay reraka any an' efitra. Le roi demanda à Çiba : " Que veux-tu faire de cela ? " Et Çiba répondit : " Les ânes serviront de monture à la famille du roi, le pain et les fruits de nourriture pour les cadets, et le vin servira de breuvage pour qui sera fatigué dans le désert. "