<-
->

2Sm / 2Sam 16:23 And the counsel of Ahithophel, which he counselled in those days, was as if a man had enquired at the oracle of God: so was all the counsel of Ahithophel both with David and with Absalom. Ary ny hevitr' i Ahitofela izay nataony tamin' izany dia hoatra ny manontany amin' Andriamanitra; toy izany avokoa ny hevitra rehetra nataon' i Ahitofela, na tamin' i Davida, na tamin' i Absaloma. Toy ny teny avy amin' Andriamanitra ho an' izay manontany azy, ny hevitra nomen' i Akitofela tamin' izay, ary ny hevitra nomeny rehetra na tamin' i Davida, na tamin' i Absaloma dia toy izany koa. Le conseil que donnait Ahitophel en ce temps-là était comme un oracle qu' on aurait obtenu de Dieu; tel était, tant pour David que pour Absalom, tout conseil d' Ahitophel.