<-
->

2Sm / 2Sam 16:8 The Lord hath returned upon thee all the blood of the house of Saul, in whose stead thou hast reigned; and the Lord hath delivered the kingdom into the hand of Absalom thy son: and, behold, thou art taken in thy mischief, because thou art a bloody man. Nataon' i Jehovah manody anao izao ny ran' ny tamingan' i Saoly, ilay nodimbiasanao fanjakana; ary Jehovah nanome ny fanjakana ho eo an-tànan' i Absaloma zanakao kosa; ary indro, efa idiran-doza izao ianao, satria mpandatsa-drà. Indro natsingerin' ny Tompo aminao ny ran' ireo tamingan' i Saola rehetra izay nosoloinao toerana mba ho mpanjaka; natolony ho eo an-tànan' i Absaloma zanakao ny fanjakana ka indro fa idiran-doza hianao izao, satria lehilahy mpandatsa-drà hianao. Yahvé a fait retomber sur toi tout le sang de la maison de Saül, dont tu as usurpé la royauté, aussi Yahvé a-t-il remis la royauté entre les mains de ton fils Absalom. Te voilà livré à ton malheur, parce que tu es un homme de sang. "