<-
->

2Sm / 2Sam 17:15 Then said Hushai unto Zadok and to Abiathar the priests, Thus and thus did Ahithophel counsel Absalom and the elders of Israel; and thus and thus have I counselled. Dia hoy Hosay tamin' i Zadoka sy Abiatara mpisorona: Izany ka izany no hevitra nomen' i Ahitofela an' i Absaloma sy ny loholon' ny Isiraely; ary izao ka izao kosa no hevitra nomeko azy. Dia hoy Kosaia tamin' i Sadaoka sy Abiatara mpisorona: Izany sy izany no hevitra natoron' i Akitofela an' i Absaloma sy ny loholon' Israely ary izao sy izao kosa no hevitra nomeko. Hushaï dit alors aux prêtres Sadoq et Ébyatar : " Ahitophel a donné tel et tel conseil à Absalom et aux anciens d' Israël, mais c' est telle et telle chose que moi, j' ai conseillée.