<-
->

2Sm / 2Sam 17:24 Then David came to Mahanaim. And Absalom passed over Jordan, he and all the men of Israel with him. Ary Davida tonga tao Mahanaima. Ary Absaloma nita an' i Jordana, dia izy sy ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely izay nanaraka azy. Tonga tao Mahanaïma Davida, ary Absaloma nita an' i Jordany mbamin' ny lehilahy rehetra amin' Israely. David était arrivé à Mahanayim lorsqu' Absalom franchit le Jourdain avec tous les hommes d' Israël.