<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 18:19 | Then said |
Dia hoy Ahimaza, zanak' i Zadoka: Aoka aho hihazakazaka hitondra teny mahafaly ho any amin' ny mpanjaka ny amin' ny nanomezan' i Jehovah azy ny rariny ka nahafahany tamin' ny fahavalony. | Ary hoy Akimaasa, zanak' i Sadaoka: Avelao kely aho hihazakazaka, hitondra ny vaovao any amin' ny mpanjaka, fa nomen' ny Tompo ny rariny izy, noafahany tamin' ny tànan' ny fahavalony. |