<-
->

2Sm / 2Sam 2:1 And it came to pass after this, that David enquired of the Lord, saying, Shall I go up into any of the cities of Judah? And the Lord said unto him, Go up. And David said, Whither shall I go up? And he said, Unto Hebron. Ary rehefa afaka izany, Davida dia nanontany tamin' i Jehovah hoe: Hiakatra ho any amin' ny tanànan' ny Joda anankiray va aho? Dia hoy Jehovah taminy: Miakara. Ary hoy Davida: Any aninona no hiakarako? Dia hoy Izy: Any Hebrona. Taorian' izany dia nanontany an' ny Tompo Davida nanao hoe: Hiakatra any amin' ny anankiray amin' ny tanànan' i Jodà va aho? Dia hoy ny navalin' ny Tompo azy: Miakara. Hoy Davida: Aiza no hiakarako? Ary Iaveh namaly hoe: Any Hebrona. Après cela, David consulta Yahvé en ces termes : " Monterai-je dans l' une des villes de Juda ? ", et Yahvé lui répondit : " Monte! " David demanda : " Où monterai-je ? ", et la réponse fut : " A Hébron. "