<-
->

2Sm / 2Sam 2:18 And there were three sons of Zeruiah there, Joab, and Abishai, and Asahel: and Asahel was as light of foot as a wild roe. Ary mba teo koa izy telo lahy zanak' i Zeroia, dia Joaba sy Abisay ary Asahela; ary Asahela dia haingan-tongotra tahaka ny gazela any an-efitra. Teo daholo tamin' izay izy telo lahy zanak' i Sarvia dia Joaba sy Abisaïa ary Asaela. Faingan-tongotra hoatra ny iray amin' ny gazela any an-tsaha Asaela. Il y avait là les trois fils de Çeruya, Joab, Abishaï et Asahel. Or Asahel était agile à la course comme une gazelle sauvage.