<-
->

2Sm / 2Sam 2:26 Then Abner called to Joab, and said, Shall the sword devour for ever? knowest thou not that it will be bitterness in the latter end? how long shall it be then, ere thou bid the people return from following their brethren? Ary Abnera niantso an' i Joaba hoe: Handany mandrakizay va ny sabatra? Tsy fantatrao va fa hangidy ny hiafaran' izany? Koa mandra-pahoviana no tsy hampivereninao ny olona tsy hanenjika ny rahalahiny? Ary niantso an' i Joaba, Abnera ka nanao hoe: Hanao rapa-dango mandrakizay va ny sabatra? Tsy fantatrao va fa hangidy no hiafaran' izany? Hiandry mandra-pahoviana hianao vao hilaza amin' ny vahoaka ny tsy hanenjika ny rahalahiny? Abner appela Joab et dit : " L'épée dévorera-t-elle toujours ? Ne sais-tu pas que cela finira dans l' amertume ? Qu' attends-tu pour ordonner à ces gens d' abandonner la poursuite de leurs frères ? "