<-
->

2Sm / 2Sam 2:27 And Joab said, As God liveth, unless thou hadst spoken, surely then in the morning the people had gone up every one from following his brother. Ary hoy Joaba: Raha velona koa Andriamanitra, raha tsy ilay teninao, dia efa lasa nody any naraina avokoa ny olona ka tsy nanenjika ny rahalahiny akory. Dia hoy ny navalin' i Joaba: Marina fa velona Iaveh! koa raha tsy niteny hianao dia ho tsy nitsahatra ny hanenjika ny rahalahiny avy ny vahoaka alohan' ny rahampitso maraina. Joab répondit : " Aussi vrai que Yahvé est vivant, si tu n' avais pas parlé, ce n' est qu' au matin que ces gens auraient renoncé à poursuivre chacun son frère. "