<-
->

2Sm / 2Sam 2:28 So Joab blew a trumpet, and all the people stood still, and pursued after Israel no more, neither fought they any more. Dia nitsoka ny anjomara Joaba, ka dia nijanona ny olona rehetra, ary tsy nanenjika ny Isiraely intsony na niady taminy intsony izy. Dia notsofin' i Joaba ny trompetra ka nijanona ny vahoaka rehetra tsy nanenjika an' Israely intsony izy, ary tsy nanohy ny ady intsony. Joab fit sonner du cor et toute l' armée fit halte : on ne poursuivit plus Israël et on cessa le combat.