<-
->

2Sm / 2Sam 20:11 And one of Joab' s men stood by him, and said, He that favoureth Joab, and he that is for David, let him go after Joab. Ary ny zatovon' i Joaba anankiray nijanona teo anilan' ny faty ka nanao hoe: Izay miandany amin' i Joaba sy Davida dia aoka hanaraka an' i Joaba. Fa ny anankiray tamin' ny zatovon' i Joaba nijanona teo anilan' i Amasà, ka nanao hoe: Izay mankasitraka an' i Joaba izay miandany amin' i Davida, dia aoka hanaraka an' i Joaba! L' un des cadets de Joab resta en faction près d' Amasa et il disait : " Quiconque aime Joab et est pour David, qu' il suive Joab! "