<-
->

2Sm / 2Sam 20:15 And they came and besieged him in Abel of Bethmaachah, and they cast up a bank against the city, and it stood in the trench: and all the people that were with Joab battered the wall, to throw it down. Ary dia tonga izy ka nanao fahirano azy teo Abela sy Beti-maka, ary nanandratra tovon-tany tandrifin' ny tanàna izy, ka teo ivelany manolotra ny manda no nitoerany; ary ny olona izay nomba an' i Joaba dia namely nandrava ny manda. Dia tonga izy ireo ka nanao fahirano an' i Sebà tao Abela-Beta-Maakà. Nanandratra tovon-tany hamely ny tanàna izy ka nahatratra ny manda izany, ka samy nikezaka hanjera ny manda ny vahoaka rehetra nomba an' i Joaba. On vint l' assiéger dans Abel-Bet-Maaka et on entassa contre la ville un remblai qui s' adossait à l' avant-mur, et toute l' armée qui accompagnait Joab creusait des sapes pour faire tomber le rempart.