<-
->

2Sm / 2Sam 20:16 Then cried a wise woman out of the city, Hear, hear; say, I pray you, unto Joab, Come near hither, that I may speak with thee. Ary nisy vehivavy hendry tao an-tanàna niantso hoe: Mihainoa, mihainoa e; masìna ianareo, lazao amin' i Joaba hoe: Mankanesa erý aminy, hono, ianao, fa misy holazainy aminao. Tamin' izay nisy vehivavy hendry anankiray niantso avy ao an-tanàna hoe: Mihainoa, mba mihainoa kely é! Ilazao kely Joaba ataovy hoe: Manatòna eto, fa te-hiresaka aminao aho! Une femme avisée cria de la ville : " Écoutez! Écoutez! Dites à Joab : Approche ici, que je te parle. "