<-
->

2Sm / 2Sam 20:17 And when he was come near unto her, the woman said, Art thou Joab? And he answered, I am he. Then she said unto him, Hear the words of thine handmaid. And he answered, I do hear. Ary nony efa mby tao akaiky izy, dia hoy ravehivavy: Hianao va no Joaba? Dia hoy izy: Eny, izaho no izy. Ary hoy ravehivavy taminy: Mihainoa ny teniko mpanompovavinao. Dia hoy izy: Mihaino aho izao. Dia nanatona azy izy, ka hoy ravehivavy: Hianao va no Joaba? Ary hoy ny navaliny azy: Izaho no izy. Dia hoy ravehivavy taminy: Henoy kely ny tenin' ny mpanompovavinao. Ka hoy ny navaliny: Mihaino aho. Il s' approcha et la femme demanda : " Est-ce toi Joab ? " Il répondit : " Oui. " Elle lui dit : " Écoute la parole de ta servante. " Il répondit : " J'écoute. "