<-
->

2Sm / 2Sam 20:3 And David came to his house at Jerusalem; and the king took the ten women his concubines, whom he had left to keep the house, and put them in ward, and fed them, but went not in unto them. So they were shut up unto the day of their death, living in widowhood. Ary nony tonga tao an-tranony tany Jerosalema Davida mpanjaka, dia nalainy ny vaditsindranony folo vavy izay navelany hiandry trano tao, ka nataony tao an-trano fiambenana ary nomeny fivelomana, fa tsy nandriany intsony. Ka dia nambenana tao mandra-pahafatiny ireo ka velona tsy nanam-bady intsony. Nody tao an-tranony tao Jerosalema Davida ary nalain' ny mpanjaka ny vaditsindranony folo, izay napetrany hiandry trano, ka nataony teo amin' ny trano anankiray nasiana fiambenana. Niantohany ny fiveloman' ireo, nefa tsy nandeha taminy intsony izy, ka voahiboka mandra-pahafatiny izy ireo, dia nitoetra nanano-tena. David rentra dans son palais à Jérusalem. Le roi prit les dix concubines qu' il avait laissées pour garder le palais et les mit sous surveillance. Il pourvut à leur entretien mais il n' approcha plus d' elles et elles furent séquestrées jusqu'à leur mort, comme les veuves d' un vivant.