<-
->

2Sm / 2Sam 21:18 And it came to pass after this, that there was again a battle with the Philistines at Gob: then Sibbechai the Hushathite slew Saph, which was of the sons of the giant. Ary nony afaka izany, dia nisy ady indray amin' ny Filistina teo Goba, ary Sibeka Hosatita nahafaty an' i Safa, izay isan' ny taranaky ny Refaita. Taty aorian' izany mbola nisy ady tamin' ny Filistina koa tao Goba. Tamin' izay no nahafatesan' i Sabokai ilay Hosatita an' i Safà, anankiray amin' ny tarana-dRafà. Après cela, la guerre reprit à Gob avec les Philistins. C' est alors que Sibbekaï de Husha tua Saph, un descendant de Rapha.