<-
->

2Sm / 2Sam 23:20 And Benaiah the son of Jehoiada, the son of a valiant man, of Kabzeel, who had done many acts, he slew two lionlike men of Moab: he went down also and slew a lion in the midst of a pit in time of snow: Ary Benaia, zanak' i Joiada, zanaky ny lehilahy mahay tany Kabezela, izay nahavita asa be, izy no namono ny roa lahy mahery tany Moaba; ary izy no nidina ka namono ny liona tao an-davaka fantsakana tamin' ilay andro nisy oram-panala iny; Banaiasa zanak' i Joiadasa zanaky ny lehilahy anankiray mahery sy naneho herim-po lehibe matetika, avy any Kabseela, dia namely ireo ariela roa lahy avy any Moaba. Indray andro, nisy oram-panala, dia nidina izy ka namely ilay liona tamin' ny lavaka famorian-drano. Benayahu fils de Yehoyada, un brave, prodigue en exploits, originaire de Qabçéel, c' est lui qui abattit les deux héros de Moab, et c' est lui qui descendit et abattit le lion dans la citerne, un jour de neige.