<-
->

2Sm / 2Sam 24:1 And again the anger of the Lord was kindled against Israel, and he moved David against them to say, Go, number Israel and Judah. Ary ny fahatezeran' i Jehovah nirehitra indray tamin' ny Isiraely, ka dia nanome saina an' i Davida Izy hanao izay hahatonga loza amin' ny vahoakany hoe: Mandehana, isao ny Isiraely sy ny Joda. Nirehitra tamin' Israely indray ny fahatezeran' ny Tompo, ka namporisihiny hamely azy ireo Davida nataony hoe: Mandehana isao Israely sy Jodà. La colère de Yahvé s' enflamma encore contre les Israélites et il excita David contre eux : " Va, dit-il, fais le dénombrement d' Israël et de Juda. "