<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 24:10 | And |
Ary ny eritreritr' i Davida namely azy, rehefa voaisany ny olona. Ka dia hoy Davida tamin' i Jehovah: Efa nanota indrindra aho tamin' izao nataoko izao; koa ankehitriny mifona aminao aho, Jehovah ô, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao fahadalana lehibe aho. | Nandre ny fony nitebiteby Davida nony nanisa ny vahoaka, ka hoy Davida tamin' ny Tompo: Nahavita fahotana lehibe aho, tamin' ny nataoko! Koa ankehitriny, Iaveh ô, mifona aminao aho, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao toy ny adala tokoa aho. | Après cela le coeur de |