<-
->

2Sm / 2Sam 24:16 And when the angel stretched out his hand upon Jerusalem to destroy it, the Lord repented him of the evil, and said to the angel that destroyed the people, It is enough: stay now thine hand. And the angel of the Lord was by the threshingplace of Araunah the Jebusite. Ary naninjitra ny tànany tany Jerosalema Ilay Anjely handringana ny any; fa Jehovah nanenina ny amin' ny loza ka nanao tamin' ilay Anjely Izay nandringana ny olona hoe: Aoka izay, atsaharo ny tananao ankehitriny. Ary Ilay Anjelin' i Jehovah dia teo amin' ny famoloan' i Araona Jebosita. Mbola naninjitra ny tànany tamin' i Jerosalema ihany ilay anjely handringana azy. Fa nanenenan' ny Tompo ny amin' izany loza izany, ka hoy izy tamin' ilay anjely namono ny vahoaka: Aoka izay, fa avonkony amin' izao ny tànanao. Teo akaikin' ny famoloan' i Areonà, Jeboseana, no nitoeran' ilay anjelin' ny Tompo tamin' izay. L' ange étendit sa main vers Jérusalem pour l' exterminer, mais Yahvé se repentit de ce mal et il dit à l' ange qui exterminait le peuple : " Assez! retire à présent ta main. " L' ange de Yahvé se trouvait près de l' aire d' Arauna le Jébuséen.