<-
->

2Sm / 2Sam 24:3 And Joab said unto the king, Now the Lord thy God add unto the people, how many soever they be, an hundredfold, and that the eyes of my lord the king may see it: but why doth my lord the king delight in this thing? Fa hoy Joaba amin' ny mpanjaka: Jehovah Andriamanitrao anie hampitombo ny vahoaka ho injato toy izao, na firy na firy izy, ka ho hitan' ny mason' ny mpanjaka tompoko izany; fa ahoana no itiavan' ny mpanjaka tompoko hanao izany zavatra izany? Fa hoy Joaba tamin' ny mpanjaka: Hampitomboin' ny Tompo Andriamanitrao anie ny vahoaka injato toy izao, ka ny mason' ny mpanjaka tompoko anie hahita izany! Fa ahoana ange ny mpanjaka tompoko no mitady hafaliana manao izany? Joab répondit au roi : " Que Yahvé ton Dieu accroisse le peuple de cent fois autant, pendant que Monseigneur le roi peut le voir de ses yeux, mais pourquoi Monseigneur le roi aurait-il ce désir ? "