<-
->

2Sm / 2Sam 24:5 And they passed over Jordan, and pitched in Aroer, on the right side of the city that lieth in the midst of the river of Gad, and toward Jazer: Ary nita an' i Jordana izy ireo ka nitoby tao Aroera eo ankavanan' ilay tanàna afovoan' ny lohasahan-driak' i Gada, dia nankany Jazera. Nony tafita an' i Jordany izy ireo, dia nitoby tao Aroera aloha, ankavanan' ilay tanàna, eo afovoan' ny lohasahan' i Gada, dia vao tao Jazera. Ils passèrent le Jourdain et commencèrent par Aroèr et la ville qui est au milieu de la vallée, allèrent chez les Gadites et vers Yazèr.