<-
->

2Sm / 2Sam 24:8 So when they had gone through all the land, they came to Jerusalem at the end of nine months and twenty days. Ary nony efa nitety ny tany rehetra izy, dia tonga tany Jeroselama, rehefa afaka sivy volana sy roa-polo andro. Nony voatetiny ny tany rehetra dia niverina tany Jerosalema izy ireo, rahefa afaka ny sivy volana sy roapolo andro. Ayant parcouru tout le pays, ils rentrèrent à Jérusalem au bout de neuf mois et vingt jours.