<-
->

2Sm / 2Sam 24:9 And Joab gave up the sum of the number of the people unto the king: and there were in Israel eight hundred thousand valiant men that drew the sword; and the men of Judah were five hundred thousand men. Dia natolotr' i Joaba ny mpanjaka ny isan' ny vahoaka voalamina, ka nisy valo hetsy ny lehilahy mahery nahatan-tsabatra tamin' ny Isiraely, ary dimy hetsy ny lehilahy tamin' ny Joda. Ary natolotr' i Joaba ny mpanjaka ny boky nisy ny isam-bahoaka, ka nisy valo hetsy, ny lehilahy mpiantafika, mahatan-tsabatra, tamin' Israely, ary dimy hetsy ny lehilahy tamin' i Jodà. Joab donna au roi le chiffre obtenu pour le recensement du peuple : Israël comptait huit cent mille hommes d' armes tirant l'épée, et Juda cinq cent mille hommes.